Torolalana ara-pahasalaman’ny ankizy latsaky ny 5 taona – Vomanga miaty laoranjy
No hay miniatura disponible
Fecha
Autores
Título de la revista
ISSN de la revista
Título del volumen
Editor
Resumen
Descripción
Ity torolalana ity dia natao hanabeazana sy hanohanana ny reny, ny mpanentana eny ifotony, ny mpampianatra ary ny mpiasan’ny fahasalamana amin’ny fampiasana ny vomanga miaty laoranjy amin’ny sakafo ho an’ny ankizy manomboka amin’ny 6 volana ka hatramin’ny 5 taona. Tanjon’ny torolalana ny hisorohana ny tsy fahampian’ny vitamina A sy hanatsarana ny fahasalaman’nyankizy.
Palabras clave
sweet potatoes, child nutrition, vitamin a deficiency, nutrition education
